|
|
|
|

Entry1  kakabemaso
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa [1.1]
5  Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1]
Examples  6  Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335#]
Synonyms  7  kakabenify, lolompaty
Elementary words  8  kaka, be, maso

Updated on 2023/12/11