Entry (1/4) | 1 kaky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko 4 Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [1.1] |
Explanations in French |
5 père. [Tankarana]
[1.19] |
Examples |
6 Inona izato entinao, ry kaky? [2.298] 7 Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [2.4] |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Entry (2/4) | 9 kaky |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 voankazo [1.13] |
Explanations in French |
12 kaki [1.13] 13 (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
14 Botany: fruit |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 16 kaky |
Part of speech | 17 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
18 [Bara]
[1.78] |
Entry (4/4) | 19 kaky |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Vifotsy: Tafo kaky [Bara]
[1.78] |
Vocabulary |
22 Chemistry |
Synonyms | 23 aky |
Anagrams | 24 kaky, kika |
Updated on 2020/07/31 |