Entry |
kalalao
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
|
Explanations in English | A cockroach [1.7]
|
Explanations in French | Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
|
Examples | ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika.
[1.395]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Article |
|
Entry |
Kalalao
(kalalao)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -21.1833333, 47.1
|
|