Entry | 1 kamahana |
Root | 2 fahana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany |
Explanations in French |
5 [1.3] la becquée, la pâture portée en becquée |
Examples |
6 Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472#] |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Anagrams | 8 hamakana, kamahana, manahaka |
Updated on 2023/02/03 |