Entry | kanakana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tanala, Tanosy] Ganagana [1.78] | |
Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [1.1] | ||
Explanations in English | A tame duck [1.7] | |
Explanations in French | Cane, canard domestique [1.8] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Synonyms | gana ~ ganagana ~ vorombazaha | |
Anagrams | kanakana, nakanaka |
Updated on 2020/07/31 |