Entry |
karaoty
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka [1.1]
|
Explanations in French | [Merina]
(du français « carotte »). Plante potagère bien connue, originaire de région méditerranéenne. C'est de tous les légumes européens celui que les Malgaches ont le mieux adopté. Daucus sativus (Hoffm.) Röhl. ex Pass. (Apiaceae).
[1.196]
|
Explanations in English | [ karaoty, karoty ] A carrot [1.7]
|
Scientific name | Daucus sativus |
Examples |
1 | Hita amy ny Fary sy ny Karaoty indrindra izy, nefa rnisy koa amy ny Voalohoka sy ny Feso, ete.
[1.357]
|
2 | Raha misy, mba anafaro fitotoananana aho, fa mandany fotoana be loatra ny mitetika ovy na karaoty.
[2.332]
|
|
Vocabulary |
Origin | French: carotte.
|
Other spellings |
|