Entry | 1 kiampongaponga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa |
Vocabulary |
4 Game |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |