Entry | kibango | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [1.1] | |
Entry | kibango | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tehina hazo be Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1] | |
Entry | kibango | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tankarana] Syphilis. [1.19] | |
Vocabulary | Health | |
Updated on 2020/07/31 |