|
|
|
|

Entry1  kidiadiavorona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [1.1]
Synonyms  5  kidiadiamborona

Updated on 2020/07/31