Entry (1/3) | 1 kirihitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in French |
3 très petit, menu [1.3#335] 4 désignant tout ce qui est petit, menu [1.196] |
Entry (2/3) | 5 kirihitra |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [1.1] 8 hazo madinika sy akata mifandringitra [1.13] |
Explanations in English |
9 shrubs, brush, bushes [1.7] |
Explanations in French |
10 broussailles 11 marmaille [1.3] 12 arbrisseaux, broussailles [1.8] 13 fourré, taillis [1.13] |
Examples |
14 Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [2.48] 15 Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499] |
Vocabulary |
16 Botany: (in general) |
Synonyms | 17 kirihitr' ala |
Compound words |
|
Titles | 19 Kirihitra (Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa) |
Entry (3/3) | 20 Kirihitra |
Elementary words | 21 kirihitra |
Part of speech | 22 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
23 Literature: books |
Author |
24 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Anagrams | 25 kirihitra, Kirihitra |
Updated on 2023/06/17 |