|
|
|
|

Entry1  koaintsy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1]
Explanations in French  5  Coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3]
6  (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy. [1.196]
Examples  7  ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357#]
Synonyms  8  kontsy
Scientific name 

Anagrams  10  koaintsy, tsaikony

Updated on 2022/06/04