Entry |
kolejy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra [1.1]
|
Explanations in English | A college [1.7]
|
Explanations in French | Collège [1.8]
|
Examples |
1 | Capsey mivady hampianatra ao amin' ny Kolejy
[2.649]
|
2 | Fagereng, misionera loterana, Talen' ny Kolejy tao Antsirabe
[2.356]
|
3 | Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara
[2.499]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
kolejy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Kalita [1.78]
|
Examples |
1 | Capsey mivady hampianatra ao amin' ny Kolejy.
[2.649]
|
2 | Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny Kolejy tao Antsirabe;
[2.356]
|
3 | Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara.
[2.499]
|
|
|