|
|
|
|

Entry1  kotsetsa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Analogs  9  Mpitaria, mpivatsavatsa, mpitafa, maro vava, be karajia, tsaontsaom-bava, be kamentsona, mpikamentsona, mpipentsompentsona

Anagrams  10  kotsetsa, tsetsoka

Updated on 2020/07/31