Entry | 1 lañanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
Volontsangana atao solon-tsiny, volo vaventy loahana avokoa ny tonony 4 [1.1] [Betsimisaraka] Volo lava atao solon-tsiny fantsakana any amin' ny Betsimisaraka 5 [1.147] Volotsangana fatsakana rano |
Explanations in English |
6 [1.2] [Provincial]
A water vessel made of bamboo; see lalanana |
Explanations in French |
7 [1.196] (comme lalànana). Nom des bambous préparés pour puiser et transporter l'eau. On les appelle volofantsaka en Imerina, mais ils y sont peu utilisés. Signalé par Dubois. [Tanala]
|
Vocabulary |
8 Botany |
Synonyms | 9 lalanana |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word lañanana |
Anagrams | 11 analanan, lañanana, nanalana |
Updated on 2020/07/31 |