Entry | 1 lafarinina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny) [1.1] 4 koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62] |
Explanations in French |
5 farine [1.5] |
Vocabulary |
6 Economy: food |
Other spellings | 7 lafarina |
Anagrams | 8 lafarinina, nilafarany |
Updated on 2020/07/31 |