|
|
|
|

Entry1  lakomadina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Menaka fihosorana. Fifangaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin' ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy [1.1]
Explanations in English  5  Pomade [1.2]
Explanations in French  6  Pommade [1.3]
7  (du français : « la pommade »). Nom général des pommades et onguents, surtout s'ils sont parfumés. On dit aussi menakamanitra : « graisse parfumée ». [1.196]

Anagrams  8  kamoladina, lakomadina

Updated on 2020/07/31