Entry | lamboala | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Lambo dia [1.78] | |
[Tanala] Lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [1.78] | ||
Vocabulary | Zoology: mammals | |
Updated on 2020/07/31 |