Entry | lamisy | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1] | |||
Fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13] | ||||
Explanations in French | Vilebrequin [1.13] | |||
Vocabulary | Economy: mechanics | |||
Compound words |
| |||
Origin | French: la mèche. | |||
Other spellings | lamiso | |||
Anagrams | lamisy, milasy, misaly, samily |
Updated on 2021/10/17 |