|
|
|
|

Entry1  lasantsy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Transportation
Explanations in Malagasy  4  Karazan' ilo azo avy amin' ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsy dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina [1.1]
Explanations in English  5  turpentine [this word is from the first part of the French l'essence de terebinth] [1.2]6  gasoline, petrol; turpentine [1.7]
Explanations in French  7  l'essence, essence pour voiture; térébenthine [1.8]8  (du français « l'essence »). Nom appliqué aussi bien à l'essence d'origine végétale. Dans ce dernier cas, il désigne plus spécialement l'essence de térébenthine. Cette dernière est introduite car les Pins cultivés à Madagascar (voir hazokesika) ne produisent que peu de résine. [Merina] [1.196]
Examples  9  Olana ny fikojakojana azy ary lafo ny lasantsy. [2.117]
10  Tsy nisy lasantsy, hono, ka tsy nisy fiara mpitatitra niasa. [2.445]
11  Ny heriny, milina ao anatin' io makarakara io, tondrahana lasantsy fotsiny dia mihavao miaraka amin'ny vava. [1.281]
Compound words 

Updated on 2023/09/15