|
|
|
|

Entry1  laviana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Meteorology
Explanations in Malagasy  4  Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Nouns :

Anagrams  7  avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana

Updated on 2020/07/31