|
|
|
|

Entry1  lefi-nono
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Faritra amin' ny akanjom-behivavy izay mamintina ny tratra mitovy amin' ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika [1.1]
Explanations in French  5  Plis des robes, des corsets pour les seins [1.3]
Elementary words  6  lefitra, nono

Updated on 2023/05/27