Entry | mahadikidiky (dikidiky) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1] | ||||||
Explanations in English | To vex, to annoy, to worry [1.2] | ||||||
To cause distaste, to disgust [1.7] | |||||||
Explanations in French | Vexer, dégoûter [1.8] | ||||||
Examples | Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve?
[2.298] | ||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |