Entry | 1 mamazivazy |
Root | 2 vazivazy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao [1.1] |
Explanations in English |
5 to tease, to mock, to torment [1.7] |
Explanations in French |
6 plaisanter, se moquer de [1.8] |
Examples |
7 Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity. [2.895#] |
Vocabulary |
8 Emotions |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mamazivazy |
Updated on 2023/01/20 |