|
|
|
|

Entry1  manankarena
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1]
Explanations in English  4  (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]5  (manan-karèna) to be rich [1.7]
Explanations in French  6  (manan-karèna) être riche [1.8]
Examples  7  Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
8  Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#]
Synonyms  9  komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Analogs  10  mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory
Elementary words  11  manana, harena
Proverbs  12  Proverbs containing the word manankarena

Updated on 2023/05/16