Entry |
manjary
(zary)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary [1.1]
|
|
Entry |
manjary
(zary)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Tambahoaka]
Tonga [1.78]
|
| [Sihanaka]
Mahavokatra [1.78]
|
| [Tanala]
Lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [1.78]
|
| Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [1.1]
|
Explanations in English | To become; to turn out well [1.7]
|
Explanations in French | Devenir, se transformer [1.3, 1.8]
|
| Se changer [1.3]
|
| [Betsileo]
Pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz.
Équivalent de mandrombona (Merina).
Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt
manoala.
[1.196]
|
Examples |
1 | Nanjary adala izy (Il est devenu imbécile)
[1.3]
|
2 | Ny hanina manjany ra (La nourriture se change en sang)
[1.3]
|
3 | Ny vy manjary angady (C’est avec le fer qu’on fait des bêches)
[1.3]
|
4 | Ny olipanjeny manjary lolo (La chenille se transforme en papillon)
[1.3]
|
5 | Ny voaloboka manjary divay (C’est avec les raisins qu’on fabrique le vin)
[1.3]
|
6 | Nanjary ho vazaha ity hoditra gasy ity (Ce cuir malgache est devenu semblable aux cuirs venant de l’étranger)
[1.3]
|
7 | Ny vatan’ ny olona manjary vovoka, rahefa maty (Le corps humain devient poussière, se change en poussière après la mort)
[1.3]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
manjary |
Past : |
nanjary |
Future : |
hanjary |
Imperative : |
manjaria |
|
Antonyms |
Compound words |
|
Proverbs |
|