Entry (1/2) | 1 maosy |
Root | 2 hosy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] voahosihosy, voahitsakitsaka: Efa maosy erỳ ny ahitra andalovanareo marain-tsy hariva |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 7 maosy |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] anarana iantsoan' ny ankizilahy ny rongony fohina |
Explanations in French |
10 [1.196] (sens général : piétiné, détruit). Nom familier donné aux sommités du chanvre : Cannabis indica L. (Cannabaceae) préparées pour être fumées (cité par Abinal et Malzac). D'où le verbe : manamaosy : . [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
11 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 13 imaso, maosy, masio, masoi, omasy, osaim, samoy, simao |
Updated on 2023/01/20 |