Entry |
miahiahy
(ahiahy (ahy))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1]
|
Explanations in English | To be distrustful, to be suspicious. [1.2]
|
| To worry, to be suspicious [1.7]
|
Explanations in French | Avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8]
|
Examples | Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova.
[2.472]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
miahiahy |
Past : |
niahiahy |
Future : |
hiahiahy |
|
Proverbs |
|