Entry |
mihabe
(be)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitombo hatrany: Mihabe ny orana [1.1]
|
Examples |
1 | dia tsy vitany , noho ny fandrosoan'ny orana mihabe.
[2.59]
|
2 | Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mihabe |
Past : |
nihabe |
Future : |
hihabe |
|
Proverbs |
|
Entry |
mihabe
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bara, Mahafaly]
(de miha et
be : grand).
Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks. (Urticaceae). Ortie en arbre, atteignant jusqu'à 12 mètres de haut. Écorces à fibres de bonne qualité.
[1.196]
|
Scientific name | Obetia radula |
Vocabulary |
|