Entry (1/3) | 1 mijoko |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
mandeha miafina 4 [1.1] Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 mijoko |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
mikendry |
Entry (3/3) | 12 mijoko |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in English |
14 [3.1] (unattested) |
Vocabulary |
15 Economy: breeding, farming |
Tables and plates |
16 Shapes of Cattle Horns |
Illustrations |
|
Anagrams | 18 jokoim, mijoko, mikojo |
Updated on 2024/01/18 |