|
|
|
|

Entry1  mikotrika
Root  2  kotrika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
5  Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
6  Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1]
Explanations in English  7  to sit on eggs [1.7]
Explanations in French  8  couver des oeufs [1.8]
Vocabulary  9  Zoology: (in general)
10  Economy: breeding, farming
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mikotrika

Anagrams  17  mikatroky, mikitroka, mikotrika

Updated on 2023/01/20