|
|
|
|

Entry1  mikotroka
Root  2  kotroka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory
Explanations in English  5  [1.7] to thunder; to roar, as a cascade, etc
Explanations in French  6  [1.8] tonner; faire du bruit comme une cascade
Vocabulary  7  Sound
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mikotroka

Anagrams  13  mikokotra, mikotroka

Updated on 2023/01/20