Entry | miongy (ongy) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bara] Mihady [1.78] | ||||||
Miasa tany, mamadika bainga [1.13] | |||||||
Explanations in English | Same as mitrongy. [1.2] | ||||||
Explanations in French | Labourer [1.13] | ||||||
Examples | mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro.
[1.406] | ||||||
Vocabulary | Economy: agriculture | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/02/07 |