Entry | misesy (sesy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |