Entry | mitosy (tosy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1] | ||||||||
Vocabulary | Game | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | mitosy (tosy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | miotsy, mitosy |
Updated on 2020/07/31 |