Entry |
moana
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1]
|
Explanations in English | Mute; dumb, unable to speak [1.7]
|
Explanations in French | Muet [1.8]
|
| Silencieux [1.196]
|
Examples |
1 | Moana io vehivavy io.
[2.606]
|
2 | sady moana no marenina aho!
[2.270]
|
3 | Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho.
[2.643]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
moana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Non retrouvé. Voir hazomoana.
[1.196]
|
Vocabulary |
Other spellings |
|