|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanampy (ampy)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]4  olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
Explanations in French  5  auxiliaire [1.13]
Examples  6  kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643#]
7  Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#]

Updated on 2023/02/07