Entry | 1 mpangoron-karena |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra |
Explanations in French |
4 [1.13] capitaliste mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux |
Vocabulary |
5 Economy: finances, management |
Updated on 2020/07/31 |