Entry | mpanoritra (soritra) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| ||
Sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13] | |||
Explanations in French | Article [1.13, 1.5] | ||
Vocabulary | Linguistics | ||
Compound words |
| ||
Tables and plates | all the articles | ||
Anagrams | mpanirotra, mpanoritra |
Updated on 2023/01/20 |