|
|
|
|

Entry1  mpirahalahy (rahalahy)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana [1.1]
Explanations in French  5  Ceux qui sont frères [1.3#481]
Examples  6  Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; [2.996]
7  Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508#]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word mpirahalahy

Updated on 2024/06/24