Entry | mpisolo (solo) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro:
-- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra) Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| |||
Sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13] | ||||
Vocabulary | Linguistics | |||
Compound words |
| |||
Tables and plates | all the pronouns | |||
Entry | mpisolo (solo) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in English | A substitute [1.7] | |||
Explanations in French | Celui qui remplace, qui est remplacé [1.3] | |||
Remplaçant [1.8, 1.5] | ||||
Substitut [1.13, 1.5] | ||||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/09/08 |