Entry | 1 pahina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso 4 Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1] |
Explanations in English |
5 dim (of the eyes) [1.7] |
Explanations in French |
6 Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3#475] 7 dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8] |
Examples |
8 Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528#] 9 Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#] |
Vocabulary |
10 Health |
Derivatives |
|
Anagrams | 14 hanapy, hapany, pahany, pahina, panahy |
Updated on 2023/03/04 |