Entry | 1 parasy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy [1.1] |
Explanations in English |
4 a flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] [1.2] 5 a flea [1.7] |
Explanations in French |
6 puce [1.3, 2.415, 1.8, 1.13] 7 se disait des parasites [2.415] |
Examples |
8 Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina. [2.472] |
Vocabulary |
9 Zoology: invertebrates |
Analogs | 10 parapandy, parasaingy |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word parasy |
Article |
19 Randzavola: parasy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 20 aspirà , parasy |
Updated on 2023/06/07 |