|
|
|
|

Entry1  pataloa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Explanations in English  4  trousers. See saroaly [1.2]
5  [pataloha] trousers [1.7]
Explanations in French  6  [pataloha] pantalon [1.3]
7  [pataloha] pantalon [1.8]
Examples  8  Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [2.472]
9  Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117#]
Vocabulary  10  Economy: clothing
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Other spellings  15  pataloha
Compound words 

Updated on 2023/10/07