|
|
|
|

Entry (1/2)1  penjy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [1.1]
Derivatives 
4  Passive verbs :
Compound words 

Entry (2/2)6  penjy
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Botany: grass
Explanations in Malagasy  9  Karazan' ahitra fanao satroka [1.1]
Explanations in French  10  (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [1.196]
Examples  11  Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
12  Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [2.4]
Scientific name 

Updated on 2020/07/31