|
|
|
|

Entry (1/2)1  pila
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] banga (antsy, ets.)

Entry (2/2)4  pila
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  [1.1] [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika izay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra
Explanations in English  7  [3.1] battery
Explanations in French  8  [3.1] pile
Vocabulary  9  Chemistry

Anagrams  10  paly, pila

Updated on 2022/01/28