Entry | praiminisitra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany) [1.1] | |
Vocabulary | Politique | |
Origin | English: prime minister. | |
Updated on 2020/07/31 |