Entry (1/2) | 1 radio |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina 4 [1.13] fitaovana fandraisana na fandefasam-peo |
Explanations in French |
5 [1.13] radio |
Entry (2/2) | 6 radio |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka |
Anagrams | 9 doria, odira, radio, radoi, radoy, riado |
Updated on 2020/07/31 |