Entry | 1 ramiary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1] 4 karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13] |
Explanations in English |
5 the thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2] |
Explanations in French |
6 datura stramonium [1.13] 7 voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [1.196] |
Vocabulary |
8 Botany: medicinal plants |
Anagrams | 9 ariarim, ariraim, iariram, irariam, miarira, miraria, ramiary, ramiria |
Updated on 2024/10/14 |