|
|
|
|

Entry1  remby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fitadiavana, fihazana [Taisaka] [1.78]
4  haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [Tanala] [1.78]
5  Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
6  Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1]
Explanations in English  7  food gathered in the wilds [1.7]
Explanations in French  8  nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8]
Vocabulary  9  Economy: food
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word remby

Updated on 2023/08/11