Entry | renintantely | ||||
Elementary words | reny ; tantely | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [5.mg.http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68] | ||||
Explanations in French | Abeilles [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Zoology: invertebrates ~ Economy: breeding, farming | ||||
Updated on 2023/02/20 |